xmw_php_text_ulb/03/20.txt

1 line
295 B
Plaintext

\v 20 Fao agny an-dagnitry ny fanjakantsika zay handraisantsika mpamonjy ihany koa, dia ny Tômpo Jesôsy Kristy. \v 21 Izy dia hagnova ny vatantsika lehy malemy mbô ho vatagna karaha ny vatagna feno vogninahitra, zay natao tamin'ny herin'ny fahefagna hampagneky ny raha jiaby amin'ny haigniny.