xmw_php_text_ulb/01/20.txt

1 line
333 B
Plaintext

\v 20 Zany dia araka ny fiambaisako fatratra ndraiky ny antoko fao zaho dia tsy ho maignatra koa, aveo mbôla amin'ny fahasakiagna jiaby foagna, avaïzo mitovy ny talôha, dia hitômbo akato amin'ny aigninaha Kristy, na amin,ny fiainagna na amin'ny fahafataisagna. \v 21 Aminaha ny hoe miaigny dia Kristy ary ny hoe maty dia tombony.