xmw_php_text_ulb/01/07.txt

1 line
319 B
Plaintext

\v 7 Fao tsara aminaha ny mahatsapa karaha zany ny amin'ny mahakasiky areo jiaby satria akato am-pôko areo. Areo jiaby dia mpiara-miasa taminaha tamin'ny fahasooavagna na tamin'ny fagnamafisagna ny vaovao maharavoravo.\v 8 Fao Zagnahary no tomoako, fao ngoma areo fatatra zaho amin'ny famindram-pôn'i Kristy Jesôsy.