xmw_php_text_ulb/01/03.txt

1 line
452 B
Plaintext

\v 3 Misaotra ny Zagnahariky zaho amin'ny fahatsiarovako areo. \v 4 Ao amin'ny fivavahako ho nihinareo jiaby, dia amin'ny aravoagna hatragny no anaovako ny fivavahako. \v 5 Magnamia fisaoragna zaho avy amin'ny fivoriagnanareo amin'ny vaovao maharavoravo nantomboko tamin'ny andro voalohany hatramin-jeo. \v 6 Matoky an,ny zao raha zao zaho, fao Izy zay nanomboko asa tsara taminareo dia hanôhy hagnatantairaka zany hatramin'ny andron'i Jesôsy Kristy.