xmw_php_text_ulb/03/17.txt

1 line
462 B
Plaintext

\v 17 Aoka ho mpalaka karaha zaho, are rahalahy. Diniho mariny reo zay mandaiha araka ny ahatra zay hitanareo aka aminay.\v 18 Maro reo mandaiha reo zay afa nivolagniky areo mazagna, ave avaizo zaho mivolagna aminareo amin-dranomaso _ karaha ny fahavon'ny kakazo fijalian'i Kristy.\v 19 Fandravanagna no fiafaran-jarereo. Fao ny bôkony no zagnahariny, aviake ny fipoerapoeran-jareo dia akao amin'ny fahamigniaragna. Mieritreritry ny raha magnerantany izy reo.