xmw_php_text_ulb/03/01.txt

1 line
451 B
Plaintext

\v 1Farany, are rahalahy, miravoravoa akao amin'ny Tômpo. Tsy mampagnino zaho ny magnampôdimpôdy manoratra regny raha regny ho anareo. Regny raha regny hiaro are. \v 2 Mitandraima amin'ireo amboa. Mitandraima amin'ireo mpagnano ratsy. Mitandraima amin'ireo fanapahagna rantsam-batagna.\v 3 Fao atsika no voafora ave atsika no mpanompo amin'ny Fagnahin-Jagnahary. Ary atsika no mipoerapoera akao amin'i Kristy Jesôsy, ave tsy mitoky amin'ny nôfo.