auto save

This commit is contained in:
MAD104 2019-10-24 07:59:15 -04:00 committed by root
parent b31b1f7398
commit eabb41c27e
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Miravo be akao amin'ny Tompo zaho satria nivaozinareo foagna avaïzo ny fandinihagnareo zaho. Afa nandiniky zaho tatô areo teo alôha, fao tsisy fahafahagna avy aminareo mbô hagnampy. Tsy mivolagna zany zaho satria akao agnatin'ny tsy fahampiagna. Fao afa nianatra ny hiravo amin'ny zay toe-java- miboaka jiaby zaho. Haiky ny hoe mijaly ary haiky koa ny hoe manan-draha. Amin'ny fomba jiaby ndraiky amin'ny raha jiaby dia nianatra ny tsiambaratelon'ny fihinanam-be
Miravo be akao amin'ny Tompo zaho satria nivaozinareo foagna avaïzo ny fandinihagnareo zaho. Afa nandiniky zaho tatô areo teo alôha, fao tsisy fahafahagna avy aminareo mbô hagnampy. Tsy mivolagna zany zaho satria akao agnatin'ny tsy fahampiagna. Fao afa nianatra ny hiravo amin'ny zay toe-java- miboaka jiaby zaho. Haiky ny hoe mijaly ary haiky koa ny hoe manan-draha. Amin'ny fomba jiaby ndraiky amin'ny raha jiaby dia nianatra ny tsiambaratelon'ny fihinanam-be ndraiky ny tihinagna zaho, ary ny hoe manan-draha ndraiky ny hoe akao agnatin'ny tsy fahampiagna. Afaka magnano ny raha jiaby zaho amin'ny