auto save

This commit is contained in:
MAD107 2019-10-24 09:04:02 -04:00 committed by root
parent 32e194d95f
commit 97e3c4050b
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 \v 10 \v 11 Nohozany dia nampakarin-Jagnahary agnambo dia agnambo ihany koa Izy.Namiany lehy Agnaregna zay ambonin'ny agnaragna jiaby Izy. Nitsabony zany mbôhoan'ny Agnaran'i Jesosy ni handingoalifagnan'ny lohoalitru jiaby, ny lohoalitrizare zay agny andagnitry sindraiky aketo an-tany av agny ambanin'ny tany. Nitsabony zany hagnikaihany laila jiaby fao i Jesôsy Kristy no Tômp, ho vogninahitrinny Zagnahary Baba.
\v 9 \v 10 \v 11 Nohozany dia nampakarin-Jagnahary agnambo dia agnambo ihany koa Izy.Namiany lehy Agnaregna zay ambonin'ny agnaragna jiaby Izy. Nitsabony zany mbôhoan'ny Agnaran'i Jesosy ni handingoalifagnan'ny lohoalitru jiaby, ny lohoalitrizare zay agny andagnitry sindraiky aketo an-tany av agny ambanin'ny tany. Nitsabony zany hagnikaihany laila jiaby fao i Jesôsy Kristy no Tômpo, ho vogninahitrinny Zagnahary Baba.

View File

@ -1 +1 @@
\v 28 \v 29 \v 30 Koa dia amin'ny fahazotoagna gaida no andefasako azy, kay izy koa hahita azy ndraiky areo dia mbô hiravoravo kay hahay afaka amin'ny ahiahiky zaho. Raiso akao amin'ny Tômpo Epafrodito miaraka amin'ny firavoravoagna jiaby. Hajay ny ôlogno karaha zany. Fao ho an'ny asan'ny Kristy no nagnantognany ny fahafataisagna. Fao nagnano takalonaigny izy hanompoagna zaho mbô hagnantaterahany zany tsy afaka nitsabonareo tamin'ny fanompoagna taminaha.
\v 28 \v 29 \v 30 Koa dia amin'ny fahazotoagna gaida no andefasako azy, kay izy koa hahita azy ndraiky areo dia mbô hiravoravo kay hahay afaka amin'ny ahiahiky zaho. Alaivo akao amin'ny Tômpo Epafrodito miaraka amin'ny firavoravoagna jiaby. Hajay ny ôlogno karaha zany. Fao ho an'ny asan'ny Kristy no nagnantognany ny fahafataisagna. Fao nagnano takalonaigny izy hanompoagna zaho mbô hagnantaterahany zany tsy afaka nitsabonareo tamin'ny fanompoagna taminaha.