auto save

This commit is contained in:
MAD104 2019-10-24 07:59:15 -04:00 committed by root
parent dd451d8800
commit 8c99191d24
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fao raha miaigny amin'ny nôfotro zaho, dia midika asa mahavokatra hoanaha zany. Kanaifa ino no ho fidiko? Tsy haiky. Fao voatery mafy akeo agnailagnailan-jareo aroa zaho. Ny fagniriagnanaha dia ny handaiha ary hiaraka amin'i Kristy, zay tsara lavitry
\v 22 Fao raha miaigny amin'ny nôfotro zaho, dia midika asa mahavokatra hoanaha zany. Kanaifa ino no ho fidiko? Tsy haiky. \v 23 Fao voatery mafy akeo agnailagnailan-jareo aroa zaho. Ny fagniriagnanaha dia ny handaiha ary hiaraka amin'i Kristy, zay tsara lavitry, \v 24 kanaifa ny mipaitraka akao amin'ny nôfotro dia ilaigny koa tsy tako areo.