auto save
This commit is contained in:
parent
b6639fb611
commit
5c632f0a7e
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Raha ny taigna izy, nisahiky ho fatiantoko aby ireo raha jiaby nohon'ny hagidazan'ny fahaizagna an'i Kristy Jesôsy Tômpoko. Nohony Izy dia nariako ny raha jiaby. Lazaiky ho fako regny mbô hahazahoako an'i Kristy ary ho hita akao Aminy zaho. Tsy managna ny fahamarinagna ho an'ny haignianaha avy amin'ny lalàgna zaho. Fao kanaifa, managna ny fahamarinagna zay tamin'ny alalan'ny finoagna an'i Kristy zaho, fahamarinagna avy amin-Jagnahary zay mifotôtro amin'ny finoagna. Koa avaizo dia tiahay azy ndraiky ny herin'ny fitsanganany tamin'ny maty ave ny fitambaragna amin'ireo fijaliagna zaho. Tihiova amin
|
Raha ny taigna izy, nisahiky ho fatiantoko aby ireo raha jiaby nohon'ny hagidazan'ny fahaizagna an'i Kristy Jesôsy Tômpoko. Nohony Izy dia nariako ny raha jiaby. Lazaiky ho fako regny mbô hahazahoako an'i Kristy ary ho hita akao Aminy zaho. Tsy managna ny fahamarinagna ho an'ny haignianaha avy amin'ny lalàgna zaho. Fao kanaifa, managna ny fahamarinagna zay tamin'ny alalan'ny finoagna an'i Kristy zaho, fahamarinagna avy amin-Jagnahary zay mifotôtro amin'ny finoagna. Koa avaizo dia tiahay azy ndraiky ny herin'ny fitsanganany tamin'ny maty ave ny fitambaragna amin'ireo fijaliagna zaho. Tihiova amin'ny alalan'i Kristy zaho mb
|
Loading…
Reference in New Issue