auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-24 07:48:21 -04:00 committed by root
parent 206a17f715
commit 4e2b672114
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 Na zany aby, zaho vaokany dia afaka mitoky amin'ny nôfo. Koa misy ôlogno mihevitry fao izy dia managna fahatokisagna amin'ny nôfo, afaka magnano lômbolômbon'izany zaho.\v 5 Noforaina tami'ny andro faha valo zaho, tairaka tao amin'ny vahoakan'Israely, tao amin'ny fokon'i Benjamina, Hebreo tao amin'ireo Hebreo zaho; araka ny lalàgna, dia Fariseo zaho.
\v 4 Na zany aby, zaho vaokany dia afaka mitoky amin'ny nôfo. Koa misy ôlogno mihevitry fao izy dia managna fahatokisagna amin'ny nôfo, afaka magnano lômbolômbon'izany zaho.\v 5 Noforaina tami'ny andro fahavalo zaho, tairaka tao amin'ny vahoakan'Israely, tao amin'ny fokon'i Benjamina, Hebreo tao amin'ireo Hebreo zaho; araka ny lalàgna, dia Fariseo zaho.

View File

@ -1 +1 @@
Tamin'ny zotom-pô, dia nagnenjiky ny fiangonagna zaho; raha ny amin'ny fahamarinagna lalàgna, dia tsy nanantsigny zaho. Fao na ino na ino tômbony ho ahy, dia nalaiky ho karaha fatiantoka regny nohon'ny amin'i Kristy.
\v 6 \v 7 Tamin'ny zotom-pô, dia nagnenjiky ny fiangonagna zaho; raha ny amin'ny fahamarinagna lalàgna, dia tsy nanantsigny zaho. Fao na ino na ino tômbony ho ahy, dia nalaiky ho karaha fatiantoka regny nohon'ny amin'i Kristy.