auto save

This commit is contained in:
MAD106 2019-10-24 08:36:01 -04:00 committed by root
parent ce85e1dae7
commit 4327668380
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Raha ny taigna izy, nisahiky ho fatiantoko aby ireo raha jiaby nohon'ny hagidazan'ny fahaizagna an'i Kristy Jesôsy Tômpoko. Nohony Izy dia nariako ny raha jiaby. Lazaiky ho fako regny mbô hahazahoako an'i Kristy ary ho hita akao Aminy zaho. Tsy managna ny fahamarinagna ho an'ny haignianaha avy amin'ny lalàgna zaho. Fao kanaifa, managna ny fahamarinagna zay tamin'ny alalan'ny finoagna an'i Kristy zaho, fahamarinagna avy amin'
Raha ny taigna izy, nisahiky ho fatiantoko aby ireo raha jiaby nohon'ny hagidazan'ny fahaizagna an'i Kristy Jesôsy Tômpoko. Nohony Izy dia nariako ny raha jiaby. Lazaiky ho fako regny mbô hahazahoako an'i Kristy ary ho hita akao Aminy zaho. Tsy managna ny fahamarinagna ho an'ny haignianaha avy amin'ny lalàgna zaho. Fao kanaifa, managna ny fahamarinagna zay tamin'ny alalan'ny finoagna an'i Kristy zaho, fahamarinagna avy amin-Jagnahary zay mifotôtro amin'ny finoagna. Koa avaizi