xmw_php_text_ulb/01/28.txt

1 line
372 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-24 11:59:15 +00:00
\v 28 Ary aza magneky ampitahorin-jareo zay fahavalonareo. Mariky ny fahapotaihan-jareo zany, fao mariky ny famonjianareo koa- aveo zany dia avy amin-Jagnahary. \v 29 Fao namegny areo zany, hoan'i Kristy, tsy hoe mbô hinoanareo Azy foagna, fao hijaliagna ho Azy koa, \v 30 fao areo dia managna ady mitôvy amin'ny zay hitanareo taminaha, ary zay regninao aminaha avaïzo.