xmw_mrk_text_ulb/13/09.txt

1 line
284 B
Plaintext

Mitandrema areo. Halaifan-jareo aminy Synedriona areo, aveo ho popohin-jareo akao amin'ny Synagoga. Hontsangagna alohaka mpanapaka sindraiky mpanjaka areo noho ny avy aminaha, mba ho vavolombelogno amin-jaraeo areo. Fa vaovao maha-ravoravo tsy maintsy ambara amin'ny tany jiaby aloha.