xmw_mrk_text_ulb/13/01.txt

1 line
331 B
Plaintext

\v 1 \v 2 Izy koa fa niala tao amin'ny kianjan'ny tempoly jesôsy, nivôlagna tamin'ny araiky tamin'ny mpianatra nazy izy: "Mpagnanatra, zahavo atsarany vato reo, avakeo atsarany erafitry nazy reo!" nivolagna izy aviteo: "Hitanao mô rafitra geda aby reo? Tsisy avela hifampitikigny zareo reo na dia araika aza ka tsy haravagna."