xmw_mrk_text_ulb/15/22.txt

1 line
357 B
Plaintext

\v 22 Nentin-jareo miaramila tagny amin'ny tany antsôvigny hoe Golgota Jesôsy (Zay midika hoe "toeran'ny karandoha"). \v 23 Namianjareo divaigny nifangaro miora Izy, fa tsy nisotro zany Izy. \v 24 Dia nohomboan-jareo Izy ary nifampizaran-jareo tamin'ny alalan'ny ankitsapaka ny fitafiagnany mbô hahalalagna zay ampahany raisin'ny miaramila tsiraikiraiky.