xmw_mrk_text_ulb/02/25.txt

1 line
459 B
Plaintext

Nivôlagna Izy tamin-jareo: "Mboala tsy novakinareo moa raha nanon'i Davida koafa tao agnatiny tsy fahampiagna sindraiky tihinagna izy_avakeo reo lalahy niaraka tamininazy nanakôry ny fomba nitsoforany tao antragnon-jagnahary tamin'andron'i Abiatara mpisôronabe, kay nihinagna ny mofon'ny fanantraihagna, lehy tsy magnara-dalàgna na amin-jovy na amin-jovy ny mihinagn'azy afa tsy ny mpisôrogno, aveo mbôla nagnamiazany maromaro reo lehy niaraka taminazy.