xmw_mrk_text_ulb/01/21.txt

1 line
285 B
Plaintext

\v 21 Avy eo dia homby tagny kapernaomy zareo, ary tamin'ny andro Sabata, dia nitsôfotro tamin'ny synagoga Jesôsy ary nampianatra. \v 22 Gaga tamin'ny fampianarany zareo, satria nampianatra zareo mitovy amin'ny ôlogno managna fahefagna Izy fa tsy mitovy amin'ny mpanoratra lalàgna.