xmw_mrk_text_ulb/14/01.txt

1 line
347 B
Plaintext

\v 1 Ary roa andro talôhan'ny Paska ndraiky ny Fankalazagna ny fihinanagna ny Môfo Tsisy Levira tamin'ny zany. Nizaha fomba hisambôragna an'i Jesôsy mangingigny reo lôhan'ny mpisôrogno sindriaky ny mpanoratra ny lalàgna ary hamono Azy avakeo.\v 2 Ninainagna zareo hoe: "Aleo tsy atao amin'ny andro fety, mbô tsy hampitabataba ny ôlogno."