|
\v 35 Nonjonkiaka izy, tamin'ny andro mbola mahizigny; niala teo Izy kè nandaiha tagny amin'ny toeragna mitokagna ary teo Izy no nivavaka. \v 36 Nizaha Azy Simona ndraiky lehy niaraka tamin'azy. \v 37 Nahita Azy zareo kè nivolagna hoe: " Mizaha Anao ôlogno jiaby." |