Nagnontany zareo Izy hoe: "kay are ndraik moa magnano Zaho Zôvy?" Dia namaly Azy Petera hoe: "Anao np Kristy." Nampitandrigny zareo Jesôsy mbô tsy hiala ny mahakasiky Azy na amin-jôvy na amin-jôvy.