\v 20 Koafa nanapaka reo môfo fito hamiagn'ôlogno aifatr'arivo Zaho, firy garaba lambiny nafômpognoareo?" Nivôlagna zareo taminazy hoe: "Fito." \v 21 Ary novôlagna Izy hoe: " Mboala tsy hainareo fôgna moa?"