xmw_mrk_text_ulb/13/33.txt

1 line
389 B
Plaintext

\v 33 Mangalao honondraha! mivognôsa, satria tsy hainareo ny fotoagna. (Fagnamarinagna: Reo fahefagna faha gola dia hoe: Alao honogno! Mivognôsa avakeo manompoa, satria...) \v 34 Raha zany karaha lalaha araiky handaihy lavitry niala tragnoanazy kay zareo mpanompoanazy fogna nirahiny nikarakara tragnoanazy, samby amin'ny asanazy aby, avakeo nagniraka ny mpiambigny mbô tsy hoandry Izy.