xmw_mrk_text_ulb/06/21.txt

1 line
440 B
Plaintext

\v 21Pehy tonga ndraiky fitsingeran'ny taogno nahatirahin'i Heroda aviteo izy nagnasa reo ôlogno maventiny, sindraiky mpifehy, aveo zareo mpitarika Galilia. \v 22Kay nitsôfotro tamin'ny hefitry tragno fagnasagna ny zanakavavin'i Herodiasy aveo izy nandihy hoan-jareo, kay naharavoravo Heroda sy reo vahiny nafarigny tamin'ny fihinanagna raha natany. Kay nivaolagna mpanjaka tamin'ny vaiavy io: "Angahoy aminaha raha tianao fa ameky aby."