xmw_mrk_text_ulb/04/18.txt

1 line
438 B
Plaintext

\v 18 Reo hafa lehy voafafa tamin'ny tany feno fatsika.Regnin-jareo ny koragna, \v 19 fao ny fisalasalan'ny tany jiaby, ny famitahan'ny fanagnagna, avakeo ny filàgna raha hafa dia tafitsôfotro kay manabataba ny teny, kay tsy mamoa vokatra zany. \v 20 Avakeo lehy voafafy tamin'ny tany tsara dia reo lehy mitandregny ny koragna avakeo mangala zany, kay namoa vokatra zareo telopôlo, enimpôlo, na nitômbo zato ambonin'ny lehy nafafy."