xmw_mrk_text_ulb/04/03.txt

1 line
320 B
Plaintext

\v 3 Tandrignaiso, nisy mpamafy handaiha hamafy ambeo.\v 4 Ary raha namafy izy, dia nisy ambeo sanany nirabaraba tamin'ny lalagna, kay havy reo vôrogno aveo nihinagna zany.\v 5 Ny ambeo sanany nirabaraba tamin'ny tany feno vatovato, zay tsisy fotaka maro.Tonga dia naniry izy reo, satria tsy laligny ny fotaka nisy azy.