xmw_mrk_text_ulb/03/20.txt

1 line
449 B
Plaintext

\v 20 Dia nôdy tagny an-tragno Izy, avakeo niaraka homby indraiky ny vahoaka, naifa tsy afaka nihinagna aby zareo, \v 21 koafa naharegny raha mikasiky zany ny fianakaviagna, dia niboaka zareo hangala Azy, satria nivôlagnin-jareo hoe: "Laifaka Izy." \v 22 Avakeo reo mpanoratra lalàgna lehy nijôtso avy tagny Jerosalama dia nivôlagna fao: "Pitrahan'i Belzeboba Izy", kay, "Amin'ny alalan'ny mpanapaka ny masantôko no androahany ny masantôko."