xmw_mrk_text_ulb/01/38.txt

1 line
317 B
Plaintext

\v 38 Nivaolagna Izy hoe : "Alôhy atsika handaiha amin'ny toairagna hafa, agny ambailany ao amin'ny reo tanàgna magnodidigny, mbô ahavitako mitory teny agny koa. Fa zany no antony niboahako tatô." \v 39 Dia nitety an'i Galilia jiaby Izy, nitory teny tao amin'ny synagogan-jareo salakady nandroaka masantôko maro.