xmw_mrk_text_ulb/01/09.txt

1 line
379 B
Plaintext

\v 9 Tamin'ny reo andro navian'i Jesôsy avy agny Nazareta tao Galilia no niboaka zany, avakeo natan'i Jaona batisa tamin'ny matsabôrin'ny Jordana Izy. \v 10 Koafa niboaka tamin'ny rano Jesosy, dia hitany nisaokatra ny langitry aveo nijôtso taminazy mitôvy amin'ny pizigny ny Fagnahy. \v 11 Aveo nisy feo avy tagny andangitry nagnano hoe: "Anao no Zanako tiako. Anao no foky."