xmw_mrk_text_ulb/08/01.txt

1 line
532 B
Plaintext

\c 8 \v 1 Tamin-jany andro zany, dia nisy vahoaka fôntry koa, ary tsisy raha hoanigny zareo. Dia nagnantso ny mpianany Jesôsy avakeo nivaolagna tamin-jareo hoe: \v 2 "Maforaigny zaho reo vahoaka, satria afa telo andro zareo nizôhy zaho ary tsisy raha hoanigny. \v 3 Raha alaifako môdy akagny an-tragnony dia tsy mihinagna zareo, dia mety azomafo andalagna. Ny sanany amin-jareo dia avy akagny an-tany lavitry." \v 4 Namaly Azy reo mpianany hoe: "Aiza hitsakarahantsika môfo hahavôky reo vahoaka reo an-tany tsisy raha tô?"