xmw_mrk_text_ulb/16/14.txt

1 line
609 B
Plaintext

\v 14 [Fagnamariahagna: Ny fandikagna taloha taigna tsara dia ny magnala ny Marka16: 9-20] Tafara hely dia niboaka tamin'ny araiky ambinofôlo lahy Jesôsy raha mboala teo am-pihinanagna zareo, avakeo novaolagna mafy zareo Izy nohon'ny tsy finoagna avakeo hamafisan'ny fôn-jareo, satria tsy nankatô zareo zay nahita azy tafaran'ny nitsanganany tamin'ny maty zareo. \v 15 Ary nivaolagna Izy tamin-jareo hoe: "Mandihiana akagny amin'ny tany jiaby, avakeo ambarao amin'ny ôlogno jiaby ny vaovao maharavoravo.\v 16 Lehy mankatô ndraiky atao batisa no vonjegny, avakeo lehy tsy mankatô ndraiky dia ho sazigny.