xmw_mrk_text_ulb/15/39.txt

1 line
484 B
Plaintext

\v 39 Koafa hitan'ny lehy kapiteny zay nitsangagna salakady nifagnatitry tamin'i Jesôsy fao maty tamin'ny zany faomba zany Izy, dia nivolagna izy hoe: "Taigna Zanaka Zagnahary marigny io lalahy io." \v 40 Dia nisy vaiavy koa nizaha tagny lavitry tagny. Agnisan'izany Maria Magdalaina, Maria (Ninin'i Jakoba zandriny ndraiky Josesy), ary Salome. \v 41 Tamin'Izy tagny Galilia dia nagnaraka Azy aveo nanompo Azy zareo. Ary vaiavy maro hafa koa niara-niakatra taminazy tagny Jerosalema.