xmw_mrk_text_ulb/15/06.txt

1 line
449 B
Plaintext

\v 6 Ary tamin'ny andro firavoravoagna, dia namôtsotro gadra araiky hoan-jareo faogna Pilato, gadra lehy angatahin-jareo. \v 7 Niaraka tamin-jareo mpikomy tao an-gadra, tao amin-jareo mpamono ôlogno zay voatagna nohon'ny fandraisan-jareo anjara tamin'ny fikomiagna, dia nisy lalahy araiky antsôvigny hoe Barabasy. \v 8 Dia nandaiha tamin'i Pilato vahoaka kay nanomboko nangataka taminazy mbô hagnano amin-jareo karaha lehy fatany tagny talohaka.