xmw_mrk_text_ulb/12/38.txt

1 line
470 B
Plaintext

\v 38 Tamin'ny fagnanaragna Jesôsy dia nivaolagna hoe: "Mitandraima amin-jareo mpanoratra lalàgna, zay tia mandaiha amin'ny ankanjo lava ary tian-jareo ny fiarahabagna azon-jareo agny an-tsaina \v 39 ary tian-jareo ny mahazo sezy alaohaka agny amin'ny synagoga ndraiky toeragna alaohaka agny amin'ny fety. \v 40 Mandroba ny tranon-jareo mpitondran-taigna zareo, avakeo magnano vavaka lava be mbô ho hitan'ôlogno. Reo lalahy reo dia hahazo fagnamelohagna gaidagaida.