xmw_mrk_text_ulb/12/28.txt

1 line
623 B
Plaintext

\v 28 Nisy araiky tamin-jareo mpanaoratra lalàgna havy ary naharegny koragnan-jareo; hitany fa nivalian'i Jesôsy tsara zareo. Aveo nagnontany izy hoe: "Ino no didy taigna gaida amin'izy jiaby?" \v 29 Jesôsy namaly hoe: "Ny tegna gaida dia ny hoe: 'Mitandrignaisa, ny Tômpo Zagnaharintsika, ry Israely, araiky ny Tômpo. \v 30 Tsy maintsy mankatia ny Tômpo Zagnaharinao amin'ny fonao jiaby anao, amin'ny fagnahinao jiaby, amin'ny saigninao jiaby, avakeo amin'ny angôvonao jiaby. \v 31 Tô no didy faharoa: 'Tsy maintsy mankatia ny namanao mitôvy ny haigninao anao.' Tsisy didy hafa gaida mihoatra ankoatran'ny reo."