xmw_mrk_text_ulb/12/26.txt

1 line
390 B
Plaintext

\v 26 Fao mahakasika ny amin'ny fitsanganan'ny taigna amin'ny maty, tsy nivakinareo moa ny tao amin'ny bokin'i Mosesy, ao amin'ny andalagna mahakasika lehy voaroy, ny nikoragnan-Jagnahary taminazy kay nivolagnany hoe: 'Zaho no Zagnaharin'i Abrahama ndraiky Zagnahan'i Isaka avakeo Zagnaharin'i Jakoba'? \v 27 Izy dia tsy Zagnaharin'ny maty, fao nihin'ny velogno. Somary diso hevitra areo."