xmw_mrk_text_ulb/12/20.txt

1 line
438 B
Plaintext

\v 20 Nisy fito mirahalahy, nanabady lehy voalohany aveo maty, tsy nagnambaila taminga. \v 21 Avakeo nangala azy ny faharoa dia maty, tsy nagnambaila taminga, dia mitôvy amin'zany koa lehy fahatelo. \v 22 Tsisy nagnambaila taminga izy fito. Lehy taigna farany, maty koa lehy ramotoa. \v 23 Amin'ny fitsanganagna amin'ny maty, koafa hitsangagna ndraiky zareo, dia ho vadin-jôvy izy? Satria samby nanambady azy jiaby izy fito mirahalahy."