xmw_mrk_text_ulb/11/31.txt

1 line
545 B
Plaintext

\v 31 Nifampandiniky miaraka zareo sady nimalo ndraiky nivolagna hoe: "Koa valian-tsika hoe: "Avy agny an-dangitry, dia hivaolagna Izy hoe: "Fa nagnino ary moa tsy nankatô azy areo?\v 32 "Izy koa mamaly atsika hoe: "Avy amin'ny ôlogno,....." Natahotro ny ôlogno zareo, satria resy lahatra ny ôlogno jiaby fao Jaona mpagnazary tatôbe.\v 33 Avy eo namaly an'i Jesôsy zareo kay nagnano hoe: "Tsy hainay." Dia nivaolagna Jesôsy tamin-jareo hoe: "Zaho tô koa tsy hagnambara aminareo hoe fahefagna avy aiza no hagnanaovako regny raha regny."