xmw_mrk_text_ulb/11/15.txt

1 line
350 B
Plaintext

\v 15 Nandaiha agny Jerosalema zareo, ary nitsôfotro tao an-kianjan'ny tempoly Izy ary nantomboko nandroaka ny ampivarotro ndraiky ny ampivanga jiaby tao. Nalavony ny latabatr'ireo mpanakalo vola ndraiky ny sezin-jareo mpandafo pizigny. \v 16 Tsy nagnambaila na zôvy na zôvy nitondra raha zay manjary alafo hitsôfotro ny kianjan'ny tempoly Izy.