xmw_mrk_text_ulb/10/41.txt

1 line
346 B
Plaintext

\v 41 Koafa naharegny ny mahakasiky zany zareo mpianatra folo hafa, dia nanomboko vingitry mafy tamin'i Jakoba ndraiky Jaona.\v 42 Nantsovin'i Jesôsy handaiha aminanazy zareo ary nivolagna hoe: "Hainareo fao zareo zay antenaigny ho mpanapaky ny Jentilisa dia mampanompo zareo, aveo ny lehibe mpifehy zareo dia magnampatra fahefagna amin-jareo.