xmw_mrk_text_ulb/10/35.txt

1 line
407 B
Plaintext

\v 35 Jakoba ndraiky Jaona, zanak'i Zebedio, nagnatogno Azy ary nivolagna hoe: "Mpagnanatro ô, mbo tiànay raha mbo atanao zay raha jiaby angahonay aminao."\v 36 Dia nivolagna Izy tamin-jareo hoe: "Ino no tiànareo ho atako aminareo?" \v 37 Nivolagna zareo hoe: "Ambilao zahay hiara-hipaitraka aminao akao amin'ny vogninahitriao, kay ny araiky akeo an-tagnagna ankaherinao aveo ny araiky akeo ankavianao."