xmw_mrk_text_ulb/09/33.txt

1 line
451 B
Plaintext

\v 33 Avakeo tonga tagny Kaperinaomy zareo. Koafa avy niditry tantragno Izy dia nagnontany azy zareo hoe: "Ino raha nifampikoragnanareo tagny andàlagna?"\v 34 Fao nangigny zareo. Satria afa niady hevitry tagny an-dalagna zareo ny amin'ny ze tegna gaida.\v 35 Nipaitraka dia nagnantso regny aroa ambinifolo lahy niaraka Izy ary nivôlagna tami-jareo hoe: "koa misy tehi- voaloahany, dia tsy maintsy farany amin'ny jiaby izy, ary ho andevony jiaby."