xmw_mrk_text_ulb/09/11.txt

1 line
491 B
Plaintext

\v 11 Nagnontany Azy zareo hoe: " Nagnino zareo mpanoratra lalàgna no magnambara fao tsy maintsy hoavy alaoha Elia?"\v 12 Nivôlagna Izy tamin-jareo hoe : "Afa tonga voalohany Elia hagnarigny raha jiaby." Ary nagnino no voasoratra fao ny Zanak'Ologno dia hijaly mafy amin'ny raha maro ary hatao mitôvy amin'ologno tsisy dikany? \v 13 Kanaifa ambarako aminareo fao afa avy Elia, ary natan'ologno taminazy raha jiaby tiany fôny, araka zay afa nivolagnin'ny Soratra Masigny mahakasiky azy."