xmw_mrk_text_ulb/08/33.txt

1 line
448 B
Plaintext

\v 33 Naifa nitodiky Jesôsy dia nizaha reo mpianany ary avakeo ninainagna mafy an'i Petera kay nagnano hoe: "Mialà marikitry Zaho, ana masantôko! Tsy mbô misaigny ny rahan-Jagnahary anao, fa ny rahan'ôlogno."\v 34 Avakeo dia nagnantso ny vahoaka sindraiky ny mpianany niaraka Izy, ary nivaolagna Izy tamin-jareo hoe: "Raha misy tia-hagnaraka Zaho, dia tsy maintsy mahafoy haignianazy izy, mangala ny kakazo fijaliagna, avakeo magnaraka Zaho.