xmw_mrk_text_ulb/08/24.txt

1 line
392 B
Plaintext

\v 24 Dia nianko lôha izy, kay nivaolagna hoe: "Mahita ôlogno karaha kakazo mandaihandaiha zaho. \v 25 "Napaitrak'i Jesôsy teo amin'ny masony koa ny tagnany, avakeo naboliakany lehy lalahy ny masony, dia nimpôdy tamin'ny laoniny ny fizahagnanazy, ary nahita mazava tsara ny raha jiaby izy. \v 26 Dia nalaifan'i Jesôsy nôdy izy avakeo nivolagniny hoe: "Aza mitsôfotro akao an-tanàgna."