xmw_mrk_text_ulb/08/22.txt

1 line
358 B
Plaintext

\v 22 Tonga tagny Betsaida zareo. Aveo nisy gila araiky nindesin'ôlogno Taminazy ary nangavian-jareo Jesôsy mbô hikasiky azy.\v 23 Nindesin'i Jesôsy tamin'ny tagnagna lehy gila, avakeo nitariky azy hiboaka ny tanàgna. Koafa nandrora teo amin'ny masony Izy avakeo nagnapaitraka ny tagnany teo aminy, dia nagnontany azy Izy hoe: "Mahita raha moa anao?"