xmw_mrk_text_ulb/05/36.txt

1 line
395 B
Plaintext

\v 36 Kofa naharegny zay nivolagnin-jareo Jesôsy, dia nivaolagna Izy tamin'ny lehy mpitariky synagoga hoe: "Aza ambory, magnikaiha faogna." \v 37 Ary tsisy nambailany hiaraka Aminazy, koa tsy Petera, Jakoba, aveo Jaona, rahilahin'iJakoba. \v 38 Tonga tagny antragnon'ny lehy mpitariky ny synagoga zareo avakeo nahita ôlogno naraisaka mafy teo izy; nitomoagny ndraiky nivolambolagna mafy zareo.