xmw_mrk_text_ulb/05/18.txt

1 line
465 B
Plaintext

\v 18 Koafa hiakatra tamin'ny lakagna Izy, dia niangavy Taminy lehy lalahy nibidaohan'ny masantôko mbô hiaraka Aminy. \v 19 Kanaifa tsy nagnambaila azy Jesôsy, fao nagnano hoe: "Mandihana môdy agny amin'ny tragnonao ndraiky fianakaviagnanao ary tantaray amin-jareo raha natan'ny Tômpo taminao, ndraiky namindrany fô taminao!" \v 20 Dia lôsogno nôdy izy aveo nanomboko nagnambara ny zava-dehibe zay natan'i Jesôsy taminy tagny Dekapolisy, ary gaga ny jiaby.