xmw_mrk_text_ulb/04/26.txt

1 line
526 B
Plaintext

\v 26 Avakeo nivaolagna koa Izy hoe: "Ny fanjakagnan-Jagnahary dia karaha ôlogno araiky magnapariaka ny ambeny amin'ny tany. \v 27 Mandry izy amin'ny aligny avakeo monjogno amin'ny marandraigny, avakeo ny ambeo dia miboaka kay maniry, fao tsy hainy hoe manankôry. \v 28 Ny tany dia mamoa amin'ny haigniny faogna: voalohany ny rantsany, avakeo ny tahaolany, avakeo ny taignany matoa akeo amin'ny tahaolany.\v 29 avakeo koafa matoa ny taignany dia tonga dia izy hagnandaifa fandidiagna, fao afa laira ny fotoam-pandidiagna."