xmw_mrk_text_ulb/01/12.txt

1 line
216 B
Plaintext

\v 12 Avakeo dia nitahômin'ny Fagnahy handaiha agny an-tanimaty Jesôsy. \v 13 Efapôlo andro Izy tagny an-tany maty, nalain'ny masantôko totry. Nipaitraka niaraka tamin'ny bibidia Izy, aveo nanompo Azy reo anjely.